Tantara mikasika ny Feo voarahona tamin'ny Novambra, 2013
Etiopiana Mpanao Gazety Mihantsy Ny Lalàna Hiadiana Amin'ny Fampihorohoroana
Nametraka fitoriana mikasika an'i Etiopia any amin'ny Kaomisiona afrikana miaro ny Maha-olona sy ny Zon'ny Vahoaka, ireo mpanao gazety anaty aterineto tsy miankina roa. Nitsangana izy ireo hanohitra ny fandikàna vilana ataon'ny fanjakana mikasika ny lalàna hiadiana amin'ny fampihorohoroana izay toa natao hanafoanana ny fahalalahana haneho hevitra.