Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Aogositra, 2024
Fa maninona no tsy vakìn'izay tena tokony hisitraka azy ny voka-pikarohan'ny manampahaizana — ary afa-manova izany ve isika?
"Matetika ireo mpanao fikarohana efa mampita izay niresahako ihany no mahazo ireo gazety amoahana voka-pikarohana maro."
Avy amin'ny revôlisiôna hatrany an-tsesitany: Ny dian'i Nasrin Bassiri, Iraniàna mpikatroka,
Ny dian'i Nasrin Bassiri avy amin'ny fanantenana revôlisiônera tany Iràna nankany an-tsesitany tao Berlin no mirakitra ny tolona tsy mitsahatra ataon'ireo Iraniàna vehivavy mikatsaka fahafahana.
Nalaky loatra ve ny nanadinoan'i Namibia ny fandripahana?
Nahoana no ela be taorian'ny fahaleovantenany i Namibia vao mahatsiaro ilay fandripahana namoizany ny efa ho 76 isanjaton'ny vahoaka Nama sy Ovaherero?
Mafy lavitra noho izay asehon'ny fahitalavitra ny fiainana ao Gaza
Tapa-bolana lasa izay, nisotro rano aho ary dia mbola marary foana izao ny kiboko. Noheverina ho azo nosotroina ilay rano, tahaka ny niheverana koa hoe azo iainana ao Gaza
Venezoelàn'i Maduro, zaza maditran'ny ankavia ao Amerika Latina
Mbola nifandray tamin'ny Venezoelàn'i Maduro ihany ireo governemanta ankavia tao Amerika Latina na dia efa niròna ho amin'ny tsirefesimandidy aza. Hamarana izany fifandraisana izany ve ny taona 2024?