· Oktobra, 2019

Tantara mikasika ny RV any ejipta tamin'ny Oktobra, 2019

Bilaogera Asongadina: Ahmed Awadalla

Rising Voices

Iray amin'ireo nahazo vatsy avy amin'ny Rising Voices ny tetikasa “Exploring Taboos (Firesahana ny Fady)” nokarakarain'ny ekipa Nazra tao Kairo. Ny tanjon'ny tetikasa dia ny hanome toerana azo antoka ho an'ny vehivavy sy ny lehilahy ao Ejypta mba hiresaka momba ny olana tsy firesaka firy.

15 Oktobra 2019