· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny RV any ejipta tamin'ny Septambra, 2018

Fampahafantarana ny tetikasa firesahana momba ny fady

Rising Voices  20 Septambra 2018

Mitohy ny fanomanana ho an'ny atrikasa voalohany ao amin'ny tetikasa "Miresaka ny Fady" nokarakarain'ny ekipa avy ao amin'ny vondrona ao Kairo Nazra for Feminist Studies, iray amin'ireo tetikasa telo eto Ejipta izay tohanan'ny Rising Voices amin'izao fotoana izao.