Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Mandika sy mitatitra amin ny aterineto amin'ny fiteny Rosiana ho an'ny mpamaky manerantany ny tonian'ny RuNet Echo ato amin'ny Global Voices.

RSS

Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Jona, 2015

11 Jona 2015

Toa Hoe Manaiky Hiforitra Amin'ilay Lalàna Momba ny Angon-drakitra Fijerena Toerana Ao Rosia ny Samsung

Ny honohono momba ny fiondrehan'i Samsung manoloana ilay lalàna vaovao momba ny angon-drakitra fijerena toerana dia tonga tao anatin'ireo tsaho nilaza fa marobe ireo orinasa goavana hafa momba ny teknolojia no nanaiky ny hamindra ny angona momba ireo mpampiasa azy ireny ho any amin'ireo lohamilina ao Rosia.

06 Jona 2015

Mpikatroka Rosiana: Mampiasa Ny Kiraro Avo Vodintongotra Sy Rojon'Alika Hanoherana Ny ‘Lalàn'ireo Tsy Mifaditra Ovana’

Natolotra ny Domà tamin'ny May lasa teo ny fanaovana lalàna iray mety hanitatra ny raharaha izay azon'ireo mpiandry fonja ampiasàna hery—hatramin'ireo fepetra mahafaty—rehefa miatrika ny zavatra rehetra miainga avy amin'ny famakiana fonja ka hatramin'ny gadra iray tsy manaiky fandaminana.

04 Jona 2015

Mpikatroka Okrainiana: Ny Fomba Ampiasàny ny Youtube Hanoherana Ny Kolikoly Any Amin'ny Fitsaràna

Amin'ny alàlan'ny lahatsary ety anaty aterineto, ny fampitàna mivantana, ary ny fahaizana lalina ny resaka lalàna, noraisin'ny "Open Court," vondrona ahitàna mpisolovava sy mpikatroka mafàna fo mpiaro zon'olombelona, ho raharahany manokana ny ady hatraiza hatraiza atao amin'ny kolikoly any amin'ny rafi-pitsarana.

Tsy Ara-dalàna Ao Rosia Intsony Ve Ny Anonymizers Amin'ny Aterineto?

GV Mpisolovava

Namoaka didim-pitsarana fanakatonana habaka voalaza fa "mpanafina anarana (anonymizer) ny fitsarana Rosiana," ka miteraka ahiahy fa mety ho voaràra ihany koa ireo fitaovana tahaka ny Tor sy ny tolotra mpanafina anarana proxy.

03 Jona 2015

Manangon-tsonia Ho An'ny Facebook ny Okraniana Sy Rosiana Mba “Hampiato Ny Fibahanana Ara-politika”

Ukrainians and Russians are petitioning Facebook on the Change.org website to protest what they insist is an ongoing issue: unwarranted and biased blocking of Ukrainian and Russian Facebook profiles. .................... Manangon-tsonia ao amin'ny Change.org halefa ho ann'ny Facebook ny Okraniana sy Rosiana mba hanoherana ilay itrikitrihan-dry zareo ho fandraràna mitanila,...

02 Jona 2015

Milaza Ho Nandresy Indray Ny Twitter i Rosia, Kanefa Ito No Tena Nitranga

Tsy vao voalohany izao ny Rosiana mpanivana no milaza fa nandresy lahatra ny Twitter mba hanaraka ireo fangatahana fanesorana. Toy ny teo aloha, tsy marina ny filazàn'i Maosko androany hoe “namafa rohy miisa 32” ny Twitter.