Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Jona, 2023
‘Pozor i styd': manana teny roa hilazàna ny ‘henatra’ ry zareo Rosiàna
Matetika ny fiteny rosiàna no manana heviny roa, raha tokana fotsiny ho an'ny frantsay. Ny iray hamaritana ny hita ivelany, ary ny iray hafa ho an'ny tsapa ao anaty