Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Avrily, 2022
Navalny, mpitarika ny Rosiana mpanohitra, miantso ny hanohizana ny fanoherana rehefa nahazo sazy an-tranomaizina 9 taona
Tamin'ny 22 martsa, voasazy higadra 9 taona any amin'ny fitondram-pananjahantany henjana i Navalny, izay hanokana-monina azy tsy hifandray amin'ny voafonja hafa sy ny any ivelany.