Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Marsa, 2020
Bar antserasera iray natsangan'ny orinasa ao St Petersburg ho an'ireo Rosiana naniboka ny tenany
Mihamitombo ny isan'ny olona tratran'ny coronavirus ao Rosia, nisy ainganasa iray ao St Petersburg namoaka "bar virtoaly" izay ahafahan'ireo Rosiana nanoka-tena manangana finamanana sy tsy hahatsapa loatra hoe manirery.