Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Mandika sy mitatitra amin ny aterineto amin'ny fiteny Rosiana ho an'ny mpamaky manerantany ny tonian'ny RuNet Echo ato amin'ny Global Voices.

RSS

Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Jolay, 2019

30 Jolay 2019

Asehon'ny amboarampeon'ny Katedraly Rosiana iray tamin'ny hira momba ny fandringanana nokleary an'i Etazonia fa tsy miasa aty amin'ny taona 2019 intsony ny vazivazy

Nampihetsi-bolomaso olona vitsivitsy ihany ny fandefasan'ny televizionam-panjakana Rosiana matetika santionany amin'ny famotehana ara-nokleary an'i Etazonia amin'ny ampahany na izy rehetra.

02 Jolay 2019

Takiana ny Tinder ankehitriny mba hizara ny tahirin'ny mpiserasera any amin'ny manampahefana Rosiana

GV Mpisolovava

Afaka mahazo ny tahirin'ny mpiserasera Rosiana ao amin'ny Tinder ankehitriny ny sampan-draharaham-piarovana Rosiana