Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Novambra, 2018
Rosia: Drug Drugu, Fanatanterahana Nofinofy amin'ny Alalan'ny Tambajotra Sosialy
Tolotra iray miodina amin'ny fanirian'ireo mpampiasa azy ny Drug Drugu (rohy maty) [ru] ("Ho ahy sy Ianao"). Tsy afaka mangataka fanampiana fotsiny ireo mpikambana ao anatin'ny vondrompiarahamonina fa mila manome ny fanampiany ihany koa. Mifantoka aminà bokotra roa ny hetsik'ireo mpampiasa: "Maniry" sy "Afaka."
Belarosy, Rosia: Lavanty Fanaovana Asa Soa Anaty Aterineto Ivarotana Olona
Tsy vaovao ny fanaovana ny lavanty ho fitaovana fanangonam-bola eo amin'ny tontolon'ny fanaovana asa soa -- varotana amin'ity fomba ity avokoa ny zava-drehetra miainga amin'ny sary hosodoko ka hatrany amin'ny fitsidihana miavaka. Misy mihitsy aza ireo mivarotra olona: lavantinà sakafo hariva miaraka amin'olomalaza sy sakafo maraina miaraka aminà mpandraharaha.
Nampandoa onitra goavana ho an'ny tranonkala tsy miankina iray ireo mpandrindra ny media Rosiana
"Midika mazava fa bankirompitra sy fanakatonana avy hatrany ho an'ny gazetiboky izany."
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...