Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Oktobra, 2018
Fehezam-boninkazo mena enina sy tapaka lohana ondrilahy: Fandrahonana ho faty ho an'ny gazety Rosiana tsy miankina iray

Napetraka teo am-baravaran'ny gazety Novaya Gazeta, fampahalalam-baovao mahaleotena any Moskoa ireo entana mampatahotra ireo, tamin'ny ezaka mazava handrahona sy hanampim-bava ireo mpanao gazety mpanadihady ao amin'ny gazety.
Ahafahan'ireo Rosiana nosamborina nandritra ny fihetsiketsehana hangataka fanampiana ara-pitsarana ny roboton-karajia (Chat bot)

Namolavola chatbot ao amin'ny Telegram fandefasan-kafatra malaza ny ONG Rosiana iray manara-maso ny herisetran'ny polisy, ahafahan'ireo olona voatàna mandritra ny fihetsiketsehana mitatitra ny fisamborana azy ireo sy mangataka fanampiana ara-pitsarana izany.