Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Febroary, 2015

Ny Azon'ny 1 Dolara Anananao Ao Kiev

Inona no azo vidiana amin'ny iray dolara ao Kiev? Zavatra vitsivitsy monja, raha ny marina! Nangonin'ny olona iray mavitrika mpampiasa media sosialy ireo hevitra mahaliana kokoa mba ho ao anaty lahatsoratra iray anaty bilaogy .

25 Febroary 2015