Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Marsa, 2012
Rosia: Firaisana ara-nofo, Vehivavy, Putin ary ny Lahatsary
Toa nanjavona ireo tovovavy niantso sy nanentana mba hiboridana ho an'i Putin tamin'ny fahavaratra lasa teo. Koa satria efa hifarana ny fotoam-pifidianana any Rosia, ndeha asiana topi-maso kely ny fomba nivoaran'izany fihetsiketsehana izany, sy ny fomba nampirisihany ireo vehivavy hafa - na manohitra an'i Putin na momba azy - hanana saina mpamorona.
Rosia: Fomba fijerin'ny Mpiblaogy ny Minitra Farany Alohan'ny Fifidianana
Ny fifidianana filoham-pirenena ny Alahady dia mifangarika tanteraka tamin’ny fifidianana an’i Vladmir Putin voalohany tamin’ny taona 2000, raha foto-kevitra tokana nijoroany ny ady amin’ny fampihorohorona any amin’ny faritra avaratra Caucasus. Donna Welles dia nanome Fomba fijerin'ny Mpiblaogy ny Minitra Farany Alohan'ny Fifidianana.
Rosia: Ankamantatra alohan'ny Fifidianana ao Vladivostok
Mialoha ny fifidianana filoham-pirenena rosiana amin'ny 4 Martsa izao, mafampana tanteraka ny rivo-politika. Sady odian'ny manam-pahefana Rosiana fanina ny fisian'ny fihetsiketsehana goavana manerana ny firenena, no tsy mamaly araka ny tokony...