Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Mey, 2010
Rosia: Sary doro-ala
Ny mpiblaogintsary Igor Podgorny dia manapariaka porofo an-tsary ireo fahavoazavana nateraky ny doro-ala izay lavin'ny fanjakana Rosiana ny fisiany.
Rosia: Sarin'ny tondra-drano tany Môskoa
Alexey Yushenkov dia manapariaka andian-tsary nalainy nandritra ny tondra-drano izay nitranga tany amin'ireo lalambe izay isan'ny ivon-tananan'i Môskoa. Mizàra sary sahala saingy tamin'ny taona 2006 koa izy. Misy sary hafa...
Rosìa: Sary tany amin'ny “Zombie Mob”
Rà sandoka raofina aman-taonina, ratra maro tsy ampoizina sy maty-mitsangana miriaria ary biby mampivarahotsana samihafa no indray nameno ny araben'i Moskòa. Sary nalaina nandritra ny hetsika “Zombie Mob” [fifamotoan'ireo miakanjo...