Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Avrily, 2010

Rosia: Fampihomehezana amin'ny aterineto tamin'ny andron'ny lainga

  07 Avrily 2010

Na dia nosembanin'ny voina sy ny alahelo [RUS] aza ny fiandohan'iny herinandro iny, niezaka ny nanome toerana ho an'ny tsikitsiky teo amin'ny fiainany ihany ireo mpitoraka blaogy Rosiana sy ireo adalan'ny solosaina. Ireto misy fampihomehezana vitsivitsy natolotr'ireo mpitoraka blaogy sy orinasana maro mpanao rindrambaiko .