· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Lalao Olaimpika tamin'ny Aogositra, 2008

Shina: Mpihetsiketsika vahiny ampian'ny fitaovana 2.0

  09 Aogositra 2008

Nisyfihetsiketsehana ho fanafahana an'i Tibet indray nitranga androany Sabotsy tany Beijing, ary hatreny amin'ny kianja malalaky ny Tiananmen mihitsy izany. Nanatrika izany ilay mpamahambolongan-dahatsary avy amin'ny Qik.com noneck ary azonao jerena izany..

Taiwan: Shina Taipei!

  07 Aogositra 2008

Michael Turton avy ao amin'ny The View from Taiwan (fijery avy aty Taiwan) no namosabosakevitra tanaty adihevitra miresaka momba an'i Taiwan mandritra ny lalao olaimpika any Beijing. Navoitran'ny mpamaham-bolongana ary fa raha efa lefy ny  adihevitra momba ny anarana ho entina, ny asafidianana amin'izao fotoana izao dia eo amin'ny hoe...

Shina: Ny voasakana sy ny tsy voasakana

  07 Aogositra 2008

Maro ny vohikala, tahaka ny Radio free Asia (radio afaho i Azia), no lasa azo tsidihina mandritra ity lalao olaimpika ity, na izany aza hoy i Liu Xiaoyuan dia mbola maro ny bolongana voasakana tsy ho azo tsidihina hatrany. Nofantenana hovahana fatotra noho ny fanerena politika ireo vohikala azo tsidihina fa ny...

Shina: Goavana noho ny Mandaben'i Shina

  05 Aogositra 2008

“HItako voalohany raha nianika ny Manda lehibe aho,” Hoy ilay mpampiasa Flickr Moonage Daydreamer, “Ny teny fanevan'ny lalao olaimpika tontosaina any Beijing 2008…hitanao na aiza na aiza alehanao: peta-drindrindra sy peta-piara (autocollant) na fiara madinika na fiara fitaterana, eny fa na dia eny amin'ny Mandaben'i Shina aza.” Misimisy sary hafa...

Madagasikara: Fa iza no handeha any amin'ny lalao olaimpika e?

  02 Aogositra 2008

Misy fisavoritahana ihany ny fahalalana ny isan'ny delegasiona malagasy mandritra ny lalao olaimpika 2008. Mbola tsy nivoaka moa ny filazana ofisialy raha tsy vao andro vitsy foana zay ka nahenoanay fa 7 ny isan'ny atileta handray anjara (fr) fa tsy 4 araka ny voalaza tamin'ny voalohan'ny volana (en). Ankoatra izay, mbola...

Shina: Lisitry ny vohikala tsy nosakanana amin'ny lalao olaimpika

  02 Aogositra 2008

Life 2.0 mamaham-bolongana Isaac Mao no nanangona ny lisitry [zh] ny vohikala vaovao tsy nosakanana hatramin'ny herinandro teo hanarahana ny lalao olaimpika andro mafana 2008. Maro moa no wmanontany tena hoe mandra-pahoviana izy ireo no tsy hosakanana; Mao kosa nanoratra hoe: ‘faingàna ary misoratana anarana amin'ireny ô!’

Shina: Tambajotra Viritoaly idifiana sivana

  01 Aogositra 2008

Tamin'ny alalan'ny PandaPassportn'i Rick Martin tao amin'ny Facebook milaza Tambajotra Viritoaly: “Ho an'ny rehetra any Shina, ity no  fanararaotra hijerenao izay tianao hojerena (ialana amin'ny sivana manjaka any).  Mametraka rindrambaiko (riindrankajy) vetivety monja dia vonona ny rehetra…andramo dia ho hitanao.