Tantara mikasika ny NewsFrames tamin'ny Septambra, 2018
Miangatra mamely an'i Shina ve ny media tandrefana? (Fizarana voalohany)

Nilaza i Shina fa mitongilana mamely azy ny media tandrefana. Nanao fitsapana izany filazana izany izahay tamin'ny fampiasana fitaovana fanadihadiana data anankiroa.