Fisantarana andraikitry ny GlobalVoices ny NewsFrames . Famotopotorana mampiasa lahatahiry isavasavana ny “framing” na hoe mety miantraika amin'ny eritreritry ny besinimaro ny fomba fandrafetam-baovao atolotra antsika.

RSS

Tantara mikasika ny NewsFrames tamin'ny Jona, 2018

“Ny herisetra no tsirinkevitra hiadiankevitra”

  04 Jona 2018

Mino aho fa mahaliana ny mihevitra ireo voambolana mifandraika amin'ny "herisetra" mikasika ny ady amin'ny zom-pirenena Shuar, satria voambolana niezahan'ny tsirairay lazaina sy faritana izany. Ny herisetra no tsirinkevitra hiadiankevitra, ary mino aho fa mampiseho izany ity sary ity.