Tantara mikasika ny NewsFrames tamin'ny Febroary, 2018

Mampiseho Ny Herisetra Niseho Tao Frantsa Ve Ity Sarintany Ity? Tsia

  01 Febroary 2018

Nisy sary iray nolazaina fa maneho an-tsarintany ny "fifandonana teo amin'ny vahoaka sy ny polisy" izay niparitaka be tao amin'ny Facebook sy Twitter nandritra ny roa herinandro. Kanefa fantatra fa tamin'ny volana Novambra 2005 no namoronana izany ary tsy naneho ny tena zava-nisy teo amin'ny fifandirana ara-tsosialy tao Frantsa.