· Marsa, 2021

Tantara mikasika ny Fahatsiarovana tamin'ny Marsa, 2021

Ny vovonana atrehiko voalohany!

Blaogim-Piarahamonina GV  21 Marsa 2021

Hatramin'ny nahatongavako tato amin'ny Global Voices (Desambra 2013) dia efa namoaka lahatsoratra sy nandika teny miisa 35 aho, izay nahatonga ahy ho ilay Mozambikana mavitrika indrindra tato amin'ny Global Voices tany amin'ny fireneko sy tany amin'ny faritra atsimon'i Afrika.