· Jolay, 2019

Tantara mikasika ny Fahatsiarovana tamin'ny Jolay, 2019

Maninona aho no mandika ho an'ny GV ?

Blaogim-Piarahamonina GV  21 Jolay 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Desambra 2014) Ao anatin'ny fankalazàna ny Andron'ireo Mpirotsaka an-tsitrapo, mandefa ity fitsapankevitra ity ny GV  ho an'ny vondrom-piarahamonina Lingua. Angamba aho amin'izao fotoana izao miasa ho an'ny GV, saingy tany am-boalohany dia nanjohy ny GV nanao ny asan'ny mpandika lahatsoratra niasa an-tsitrapo. Misy fanontaninaa telo...

Ny mpanolotsaiko tato amin'ny Global Voices: Preetam Rai

Blaogim-Piarahamonina GV  13 Jolay 2019

Ny mba havitrika ivelan'ny sehatra an-tserasera ary hiseho sehatra amin'ny lanonana eo an-toerana sy iraisampirenena no toro-hevitro ho an'ny mpandray anjara ato amin'ny GV  - Heveriko fa tsy fahita firy sady tsy manan-tsahala ny fahafantarana ny kolontsaina ao an-toerana izay hananantsika amin'ny maha mpikambana ato amin'ny GV antsika.