· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny mapping-for-niger tamin'ny Novambra, 2013

“Hanaovantsika Sarintany i Nizera”: Fatiman Alher

Rising Voices  14 Novambra 2013

Fantaro i Fatiman, iray amin'ireo mpandray anjara amin'ny tetikasa "Mandrakitra an-tsarintany ho an'i Nizera", nanamafy ny fahaizana mampiasa dizitaly izy ary nampihatra izany tamin'ny fianarana jeografia nataony. Nanampy azy hahay mijery vaovao ny taotsarintany diizitaly.