Tantara mikasika ny Fitantanana-aterineto tamin'ny Febroary, 2014
Shina: Misy Fanarahamaso Faobe Atao Amin'ny Finday Matoa Tratran'ny Famoretana Ny Fivarotan-tena

Ny songadina ao amin'ny China Central Television izay manoritra ny lalan'ny mpiasan'ny fivarota-tena sy ny mpividy no manondro fa mampiasa ny fanarahamaso (fitsikilovana) faobe amin'ny alalan'ny tambajotran'ny finday ny governemanta Shinoa.