Tantara mikasika ny Fitantanana-aterineto tamin'ny Jona, 2012
Shina: Voasakana Nandritra Ny Fotoana Tsy Maharitra Ny co.jp, Ilay Sehatra Sangany Amin'ny Firaketana Anarana

Nosakanan'ny Great Firewall Sinoa mihoatra ny 30 ora ilay sehatra sangany amin'ny firaketana anarana, co.jp
Shina: Ady Isan-taona Hanoherana ny Sivan'ny 4 Jona

Omaly no fiaretan-tory fankalazana isan-taona amin'ny alàlan'ny fandrehetana labozia ny vonomokan'ny 4 Jona tao Hong Kong. Manerana ny sisintanin'ny tanibe Shina, dia datin'andro ho an'ny sivana aterineto izy ity. Ilay...