Tantara mikasika ny Fitantanana-aterineto tamin'ny Marsa, 2012
Tatitra Isan-taona Momba Ny Toerana Misy Ireo Mpiaro Ny Zon'Olombelona Any Shina, 2011

Namoaka ny tatitra isan-taonany momba ny raharahan'ireo mpiaro ny zon'olombelona any Shina (2011) ireo Sinoa Mpiaro ny Zon'olombelona. Na teo aza ny fanakatonana mafy ny Aterineto, manohy miady amin'ny fitaovana fanivanana ireo mpampiasa aterineto sy ireo mafana fo