Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Ny hoavin'ny TIC ho amin'ny fampandrosoana tamin'ny Mey, 2017

29 Mey 2017

Ny TIC Ho Fampandrosoana Any Afrika Miteny Sy Mampiasa ny Teny Frantsay

Ankehitriny, tsy ilaina ny hanaporofoana hoe mandray anjara amin'ny fanatsaràna ny kalitaon'ny fanabeazana ao Afrika ny fampidirana ny TIC, fa ny famaritana ireo làlana sy fitaovana afaka mampaharitra ny fampiasàna ny TIC any an-tsekoly, any amin'ny sekoly rehera no ilaina.