Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Jolay, 2019

Mifandraisa aminay

  19 Jolay 2019

Raha te-hifandray amin'ny olona misahana ny tetikasa Global Voices amin'ny ankapobeny ianao dia safidio azafady ny olona mifandraika amin'izany ao amin'ny  Fifandraisana Global Voices.

Ao amin'ny tambajotra sosialy ny Global Voices

  18 Jolay 2019

Manana ekipa fototra ao amin'ny tambajotra sosialy izay tarihin'ny mpilatsaka an-tsitrapo ny Global Voices amin'ny teny Anglisy ary tantanan'i Asteris, Nevin, Mohamed Adel, Elizabeth sy Sahar ho an'ny kaonty ofisialy manaraka  izay mamoaka votoaty amin'ny teny Anglisy: GV Facebook @globalvoices GV Tumblr GV Google + GV Instagram GV Snapchat Afaka manana...

Atao inona ny tranonkala Community?

  18 Jolay 2019

Ny bilaogin'ny vondrom-piarahamonina dia sehatra ho an'ireo mpikambana ato amin'ny Global Voices mba hizarana tantara momba ny fiainantsika, ny tranontsika, ny diantsika sy ny fihaonantsika, mba handinihana ny asantsika sy hizarana hevitra momba ny sehatra misy antsika.

Hitady ahy!

  17 Jolay 2019

Nianatra zavatra betsaka avy amin'ny tsirairay teto aho! Tsy ho ampy ny fisaorako ny rehetra! Tena manana lanja be amiko ny GV satria ny GV koa no nahafantarako ny tenako ! Tiako daholo ianareo !! Indrindra fa ny TARIKA GV PAKISTANA misy ahy!!