Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Avrily, 2023
Fanavaozana ny endrika: votoatin'ny pejy fandraisan'ny andrana A/B “Momba ny GV”
Manao andrana vaovao izahay hanapahan-kevitra raha tokony ho laharam-pahamehana eo amin'ny pejy fandraisanaa ny fanazavana mikasika ny GV.
Fifidianana solontenan'ny Volantera ao amin'ny Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: Ny kandidà Kevin Rennie
Ho an'ny kandidà ho solontenan'ny volantera izao, hitondra "fahafaham-po amin'ny fanomezam-peo ireo hevitra sy fomba fijery ary zava-niainana isan-karazany eo amintsika" ny fandraisan'i Kevin anjara eo amin'ny Biraon'ny FiPi
Mandefasa hevitra fanadihadiana any amin'ny Vondrom-piarahamoninay Civic Media Observatory
Mametraha hevitra mifototra amin'ny fomba fitantarana hitanao miforona ao amin'ny rohivoarim-pampitam-baovao hitanao ao amin'ny firenena tianao tantaraina.
Fifidianana solontenan'ny Nanao Fifanarahana Arakasa ao amin'ny Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: ny kandidà Gabriela García Calderón
Amin'izao fifaninanana ho solontenan'ny mpifanaraka arakasa izao, katsahin'i Gabriela ny "Ny ho afaka milaza izay ahiahy sy mahakasika ny volantera sy ny nifanaraka arakasa, satria samy efa nandalovako avokoa ireo toerana roa ireo."
Fifidianana ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: Fanambaràna ny anaran'ny mpirotsaka
Mahafaly anay ny manolotra ho anareo ny lisitr'ireo kandidà voafidy hifaninana amin'ny toeran'ny fisoloantena amin'ny vondrom-piarahamonina eo amin'ny filankevi-pitantanan'ny GV