Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV
Fotoanan'ny tetezamita
Tsy mora ny miala amin'ny asa ankamamianao ary sarotra ny mifanao veloma
Ireo lahatsoratra be mpamaky indrindra tamin'ny Oktobra 2023
Amin'ny ezaka mba ho mangarahara kokoa momba ny mpamaky anay, dia manomboka ny andiany Stats4Community izahay, izay izaranay ny vaovao farany momba ny tantaranay malaza indrindra isam-bolana.
Ireo lahatsoratra malaza Desambra 2023
In an effort to be more transparent about our readership, we are launching our Stats4Community series, where we share updates about our most popular stories each month. Ao anatin’ny ezaka hankatoavan ireo mpanoratra sy mpandika teny ato aminay sy mba ho mangarahara kokoa ho an’ny mpamaky isam-bolana, dia nanomboka ny andiany amin’ny Stats4Community izahay, izay izaranay ny fanavaozam-baovao isam-bolana momba ny tantaranay malaza indrindra mivoaka isam-bolana.
Voka-pifidianan'ny Filankevitra 2023 : Namerina nijery ny tombony sy ny fandrisihana
Nivoaka ny vokatry ny fitsapankevitry ny Filankevitry ny Vondrom-piarahamoina GV 2023!
Noresahan'i Filip Noubel tamin'ny DoubleThinkLab, mpiara-miasa amin’ny GV momba ny fitsidihana tany Kyiv tamin'ny volana Septambra teo
Ny 6 Oktobra teo i Filip Noubel, Tonia Mpitantana ato amin’ny GV, niresaka tamin'ny teny Shinoa tamin'ireo mpihaino Taiwaney ao amin'ny DoubleThinkLab, mpiara-miombon'antoka amin'ny GV, momba ny fitsidihana tany Kyiv tamin'ny volana Septambra.
Juliana Harsianti mandray anjara fitenenana amin'ny IGF 2023 mandritra ny fotoam-pivoriana momba ireo Fitsaratsaram-poana mifototra amin'ny fiteny sy ny mahalahy sy vavy ety an-tambajotra
Araka ny famaritana ofisialy avy amin'ilay vovonana, ilay atrikasa dia "mifantoka amin'ny fihaonan'ireo fiteny, ny aterineto, ary ny fivakisana nomerika noho ny mahalahy sy vavy"
Stats4Community: Volana Septambra
Amin'ny ezaka ho mangarahara kokoa momba ny mpamaky antsika isam-bolana, dia nanangana ny andiany Stats4Community izahay, izay izaranay ny fanavaozana isam-bolana momba ireo lahatsoratra malaza indrindra isam-bolana.
Filip Noubel, niantsafa tao anatin'ny Rakipeo nataon'ny gazety mpiara-miasa amin'ny GV Frantsay vaovao
Nametrahana fanontaniana tamin'ny teny frantsay momba ny asany amin'ny maha mpandika teny ara-literatiora azy i Noubel ary koa momba ny maha-maodelin'ny fandikan-teny sy vaovao ho an’ny mpilatsaka an-tsitrapo amin'ny fiteny maro samihafa ny Global Voices.
Tatitra ho an'ny vondrom-piarahamonina: Aogositra 2023
Atombokay ny andiany amin’ny Stats4Community ho ezaka amin’ny fangaharaharana kokoa ho an’ny mpamaky ny lahatsoratray, izay izaranay ny vaovao farany momba ny tantaranay malaza indrindra isam-bolana.
Niantsafa nandeha mivantana momba an'i Taiwan sy izay lohahevitra mifandraika amin'i Taiwan tamin'ny fantsom-baovao okrainianina i Filip Noubel ato amin'ny GV
Manodidina ny telo tapitrisa ny mpijery ny antsafa naharitra 50 minitra, niresaka Taiwan sy izay lohahevitra mifandraika aminy.