Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Mey, 2024

Lahatsoratra be mpamaky tamin'ny volana avrily 2024

  14 Mey 2024

Ao anaty ezaka hankatoavana ireo mpanoratra sy mpandika lahatsoratra sy mba hisian'ny mangarahara kokoa momba ny mpamaky anay isam-bolana, dia manohy ny andiany Stats4Community izahay, izay izaranay isam-bolana ny torohay vaovao momba ireo tantara malaza indrindra aty aminay.