Tantara mikasika ny gv-summit tamin'ny Septambra, 2019

Juan Tadeo: Miatrika ny fahaketrahana taorian'ny fihaonambe

Blaogim-Piarahamonina GV  12 Septambra 2019

Ho an'ireo namana GV izay mety mamaky ireo teny ireo, avelao aho hilaza hoe: tombontsoa ity, mahafinaritra ianareo, ianareo tsirairay avy ary tsy andriko ny hiara-hiasa akaiky aminareo mba hahatonga ny tontolon'ny bilaogy sy ny aterineto ho toerana tsara kokoa. Antenaina fa hifankahita tsy ho ela isika.