Tantara mikasika ny gv-summit tamin'ny Desambra, 2017

Fivoriana Atrikasa Anatiny GV – Improv Factor – Andro 1

Blaogim-Piarahamonina GV  30 Desambra 2017

Tanjona sy mpandray anjara Ny hanampy ireo mpandray anjara mba hampitombo fifandraisana, fahaizamanao amin'ny fanadihadiana am-bava ary ny fahalalana am-po amin'ny alalan'ny lalao no tanjon'ilay atrikasa. 8 no mpandray anjara ary notarihin'i Karolle R ilay WS (atrikasa). Votoatin'ilay Atrikasa Lalao 1: Fanomanana Fety Fandaminana: vondrona kely, olona 4-5 Fepetra: efa voalahatra...

Tokony Hitovy Kokoa Amin'ny Global Voices Izao Tontolo Izao

Blaogim-Piarahamonina GV  20 Desambra 2017

"Raha niomana hisidina hiala an'i Sri Lanka aho taorian'ny Fihaonana andiany 2017, tsy vitako ny tsy hieritreritra fa tokony hitovy kokoa amin'ny Global Voices izao tontolo izao: toerana feno fitiavana sy fangorahana handraisana an-tànan-droa ireo hevitra mitandro ny fandriampahalemana."