· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny vatsiana tamin'ny Jolay, 2018

Fampahafantarana ny fiteny Tz'utujil ao amin'ny media sosialy

Rising Voices  09 Jolay 2018

Izany dia nanomboka tamin'ny vondrona sy ny pejy Facebook ho an'ny tetikasa vatsiana ara-bola tao San Juan La Laguna, Goatemalà izay niara-miasa tamin'ny tanora tao an-toerana mba hamelona indray ny fiteny T'zutujil Mayana amin'ny alàlan'ny fampiasana ny media sosialy. Manoratra momba ireo hetsika ireo i Israel Quic.