· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny firavoravoana tamin'ny Janoary, 2018

Manomboka Ny Taona 2018 Miaraka Amina Fifandraisana Mahatsikaiky Ireo Afrikana Mpibitsika

Blaogim-Piarahamonina GV  22 Janoary 2018

Mety ho volana matroka ny volana Janoary fa taorian'ireo fety maroloko, mihisatra eo amin'ny asany ny olona. Maro ny olona manerana an'i Afrika no mitaraina noho ireo teritery ara-bola ary misy fiantraikany ratsy ara-panahy io. Na izany aza, niantomboka tamin'ny naoty maivana iray ny taona 2018 manerana an'i Afrika satria Twitter tototra tamin'ireo olona nanao fampitohizana ny fifandraisana ho an'ireo olona manana toetra, asa ary ireo toerana ara-jeografika mitovitovy.

Ireo pejinay momba an i firavoravoana

zava-mahafinaritra, firavoravoana, fahafinaretana