Tantara mikasika ny naman'i Januaria tamin'ny Desambra, 2011

Januária: Hafakely, Hafakely, Vakio Daholo Ny Momba Izany!

Rising Voices  13 Desambra 2011

Satria zava-dehibe ny tetikasa "Friends of Januária" na "Ireo Sakaizan'i Januaria " izay tohanan'ny Rising Voices dia misy gazety manokana antsoina hoe “Folha do Norte” (Northern Page) nivoaka mba hahazoan'ireo mponina eto an-toerana mamaky ireo tantara mahakasika ny raharaha misy eto an-toerana izay novokarin'ny olon-tsotra mpanao gazety eto an-toerana ihany.