Tantara mikasika ny fandikàna-voalohany tamin'ny Jolay, 2019

Lingua Rosiana: ahoana no nanombohany ?

Blaogim-Piarahamonina GV  09 Jolay 2019

"Latsa-pitia tamin'ny Global Voices aho efa ho 5 taona mahery izay. Koa satria mahatalanjona avokoa ny zava-drehetra eto amin'ity fiainana ity dia tampoka ny nitrangan'izany," hoy Ekaterina Golubina nanoratra momba ny nanombohan'ny Global Voices amin'ny teny Rosiana.

Ireo pejinay momba an i fandikàna-voalohany

lahatsoratra nadika voalohany