Tantara mikasika ny fandikàna-voalohany tamin'ny Jona, 2019
Mpampita teny… ampitaiko ny fijoroana vavolombelon’ireo izay manoratra…

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Oktobra 2014) Tamin’ny taona 2008 aho no nahita ny GV, raha nanao ny famoahana ny lohatenin-gazety iraisam-pirenena ho an'ny tetikasa OLPC (One Laptop Per Child) niaraka...
Ilay lehilahy nahatonga ny fisian'ny tetikasa Lingua tato amin'ny Global Voices?

Tamin'ny taona 2005, mpianatra nahazo mari-pahaizana tamin'ny sehatry ny Asa Fanaovan-gazety aho ary nahatsapa ho fanina aho tamin'ny zava-bita mampitolagagan'ny orinasan'ny fampitam-baovao tany Taiwan. Tsy fantatro raha tokony hanohy hanatratra ny tanjoko ho lasa mpanao gazety amin'ny fampitam-baovao nentim-paharazana aho na ... tsy fantatro hoe inona ny safidy hafa.
#GVfamily

Nahafinaritra izany satria olona nifandray tamiko tamin'ny alàlan'ny mailaka ihany izy kanefa dia nandray ahy toy ny hoe nifankahalala teo amin'ny fiainanay manontolo izahay. Tamin'izany fotoana izany dia fantatro fa tsy ao anatin'ny rafitra lehibe aho - fa ao anatin'ny fianakaviana iray.
Nozaraiko ankehitriny ilay tsiambarateloko kely

Mitovy amin'ny fialam-boly ny fandikanteny ho an'ny Global Voices ho ahy, midika ho toy ny mandeha any amin'ny toerana hafa eto amin'izao tontolo izao ny lahatsoratra tsirairay izay nadikako ary toy ny misotro kafe miaraka amin'ny bilaogera vaovao.