Tantara mikasika ny Drop-in Center tamin'ny Jolay, 2018
Antsafa niarahana tamin'i Pavel Kutsev ao amin'ny Drop-In Center
Pavel Kutsev dia mpiara-manorina ny Drop-In Center, fikambanana Okrainiana iray izay manandra-teny amin'ny zo fampitàn-dresaky ny mpampiasa rongony (na fanafody?) amin'ny alalan'ny tsindrona sy mba isian'ny politikam-pirenena mifandraika amin'ny fomba fitsaboana hafa.