Tantara mikasika ny Drop-in Center tamin'ny Aogositra, 2011
Okraina: Fampianarana Mitoraka Bilaogy Hamelezana Ireo Vondrona Mampietry
Anatina fanadihadiana amin'ny alàlan'ny mailaka, miresaka momba ny traikefany amin'ny fampianarana ny fahaizana misolo vava miaraka amin'ireo vondrona mampihena ny faharatsiana izay ampahany amin'ny Fikambanan'ny teratany Okrainiana rehetra momba ny Fisoloana vava ny Fitsaboana Fanolo (ASTAU) i Anastasia Bezverkha, ary ny tombontsoa azon'ireo vondrona ireo amin'ny fitantarana ny tantarany avy amin'ny fampiasana ireo fitaovan'ny mediam-bahoaka.