Tantara mikasika ny Teny afrikana sy Dizitaly-digiafricanlang
Fantaro i Daniel Abugre Anyorigya, mpikatroka ho an'ny fiteny Gurene
Avy any Ghana i Daniel Abugre Anyorigya, mizara ny fahalalany amin'ny fitenindrazany, ny Gurene, amin'ny alàlan'ireo tetikasa Wikimedia.
Fantaro i El Hadji Ibrahima DIAGO, mpikatroka ho an'ny fiteny Wolof
Avy ao Senegal, El Hadji Ibrahima DIAGO dia namorona rakipeo iray (podcast) hitrandrahana ny fifandraisan'ny fiteny Wolof sy ny teknôlôjia.
Fantaro i Lucy Chinyeaka Iwuala, mpikatroka fiteny indizeny Igbo
Niasa hampiroborobo ny teny Igbo amin'ny alalan'ny fizarana fahalalana amin'ny sehatra nomerika toy ny Wikipedia i Lucy Chinyeaka Iwuala avy any Nizeria.
Fantaro i Siki Dlanga, mpikatroka ho an'ny fiteny Xhosa
Avy ao Afrika Atsimo, miasa miaraka amin'ny South African Indigenous Languages Action Forum i Siki Dlanga mba hampiroborobo ny hamaroam-piteny any anatin'ireo karazana habaka nomerika rehetra
Fantaro i Oratile Olivia Gabaphethe, mpikatroka ho an'ny fiteny Setswana
Avy ao Afrika Atsimo i Oratile Olivia, manandratra ny fiteny Setswana amin'ny famoronana tantara ho ana sarimihetsika, manampy hanova ny fomba fijery momba ny fampiasàna ny fiteniny eny anatin'ireo habaka misy famoronana
Fantaro i Moffat Kihoro, hampiantrano ny kaonty Twitter-n'ny @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 9-15 Oktobra
Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Moffat Kihoro, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang manomboka ny 9 ka hatramin'ny 15 oktobra 2019. Hozarainy amintsika ny fijeriny ny fiteny Yiakunte.
Fantaro i Aremu A. Adeola, Jr., ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter-n'ny @DigiAfricanLang Twitter ny 2 – 8 Oktobra
Fantaro misimisy kokoa i Aremu A. Adeola, Jr, mpampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 2 - 8 Oktobra 2019. Hozarainy aminsika izay vinavinany ho an'ny fiteny Yoruba .
Fantaro i Justin Sègbédji Ahinon, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 25 Septambra – 1 Oktobra
Andao hojerentsika bebe kokoa ny momba an'i Justin Sègbédji Ahinon, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 25 Septambra - 1 Oktobra 2019. Hozarainy amintsika ny fijeriny ny fiteny Fɔ̀ngbè.
Fantaro i Sam Oyeyele, hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 18 ka hatramin'ny 24 Septambra
Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Sam Oyeyele, ilay hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 18-24 Septambra 2019. Hizara ny fomba fijeriny momba ny fiteny Yoruba izy.
Fantaro i Kingsley Oluchi Ugwuanyi, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang amin'ny 11 – 17 septambra 2019
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Kingsley Oluchi Ugwuanyi, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 11_17 Septambra 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny anglisy Nizeriana.