Hiatrika ny firongatry ny Covid-19 ao anatin'ity ririnina ity, latsaka anaty korontana i ShinaMety mbola ho ratsy lavitra ny toedraharaha aorian'ny Taombaovao ShinoaMpanoratra Oiwan LamNandika avylavitra10 Janoary 2023
Tsy ampy ny sakafo an-tobin'ny mpitsoa-ponenana ao Ogandà, miakatra ny vidin-tsakafo ary tsy ampy ny famatsiam-bolaNihena antsasany ny sakafo nozaraina ho an'ireo mpitsoa-ponenan'i Ogandà tamin'ny taona 2022Mpanoratra Roman GnaegiNandika Salohy Randriafanomezantsoa16 Desambra 2022
Lavitra ny akany, manirery: Kambodziàna mpianatra ao Thaïlandy, mizara ny niainan-dry zareo ny fihibohana vokatry ny valanaretinaMarobe no nahatsapa ho natahotra, nanirery, ary sorena noho ireo fameperana mandrera-tsaina.Mpanoratra PrachataiNandika Candy18 Oktobra 2022
Tonga amin'ny “fara-tampony” ny hantsana eo amin'ny resaka harena any Hong Kong noho ny fisian'ny COVID, miakatra ny tahan'ny tsy fananana asa eny anivon'ny mahantraSahirana mitady asa ireo efa zokiolona sy ny vehivavyMpanoratra Hong Kong Free PressNandika avylavitra06 Oktobra 2022
Miomana hampihatra rafitra kaody ara-pahasalamana sy fampiharana fikarohana ireo nifandraisana, mitovy amin'ny ao Shina, i Hong KongHitaky fitiliana PCR mismisy kokoa sy famerena fivezivezena ny tanàna.Mpanoratra Hong Kong Free PressNandika Imanoela Fifaliana11 Aogositra 2022
Tranga nendran-gidro (monkeypox) voalohany ao JamaikaTranga iray tsy midika valanaretina hoy ny minisitry ny fahasalamanaMpanoratra Emma LewisNandika avylavitra08 Jolay 2022
Ho an'ireo mpikatroka ho an'ny tanora, politikam-panjarian-tsakafo araka ny tokony ho izy no ilaina hitsinjovana ny hoavin'i Jamaika« Mendrika sakafo ara-pahasalamana sy mahavelona handrisika hanana fahazarana misakafo tsara [ny zanatsika]. »Mpanoratra Emma LewisNandika Sophie Vandenberghe, avylavitra30 Jona 2022
Valinteny feno famoizampo manoloana ny fihibohana vokatry ny COVID-19 ao Shina: ‘Izahay no taranaka farany.’"Aza miteraka. Fijaliana fotsiny izany."Mpanoratra Oiwan LamNandika Candy08 Jona 2022
Mandetika an'i Trinidad & Tobago ho anaty fisaonana ny fahafatesana “aloha loatra” nahazo an'i Dexter “Blaxx” Stewart, ilay mpihiran'i socaKintana toka-miavaka amin'ny soca i Blaxx izay nitety andian-taranaka maro"Mpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Sylvia Aimée12 Mey 2022
Ao Makedonia Avaratra, misy tanora sasantsasany nahavita nanangana orinasa mahomby nandritra ny valanaretina Covid-19Manentana ny fanahin'ny fandraharahàna ananan'ny tanora Makedoniàna ny valanaretinaMpanoratra Metamorphosis FoundationNandika avylavitra25 Avrily 2022