Tantara mikasika ny Resadresaka Hanatsarana ny Tany tamin'ny Jolay, 2018
India: Vehivavy tantsaha mitsangana hiady amin'ny fikorontanan'ny toetrandro
Vondrom-behivavy iray ao India no naneho fa na dia eo aza ny tsy fitovian'ny lahy sy ny vavy sy ny fahantran-dry zareo, dia mety ho lasa fitaovana mahery vaika izy ireo amin'ny fiadiana ny fikorontanan'ny toetr'andro sy hampihena ny fandefasana etona mahatonga izany.