· Janoary, 2010

Tantara mikasika ny Resadresaka Hanatsarana ny Tany tamin'ny Janoary, 2010

Haiti: Manavotra ny velona, Mitady ny tsy hita

Ireto misy tambajotra sy tahirin-kevitra vitsivitsy eto amin'ny aterineto izay netsehina tato anatin'ny andro vitsivitsy hanampiana ireo fianakaviana avy any ivelan'ny faritra hitady ny havany sy handefasana mivantana ireo fanampiana vonjitaitra ho any amin'ireo niharam-boina, izay maro no mbola tototra any ambanin'ny tranon'izy ireo izay nirodana.

17 Janoary 2010