Tantara mikasika ny Filankevitra-gv tamin'ny Aogositra, 2022
Mirotsaha ho isan'ny Filankevitry ny Vondrompiarahamonina Global Voices!

Raha mbola tsy mpikambana anatin'ny Filankevitry ny Vondrompiarahamonina Global Voices ianao, misorata alohan'ny 15 Aogositra, fetra farany!