Tantara mikasika ny Filankevitra-gv tamin'ny Avrily, 2020
Fifidianana ny ho mpitantana ny GV 2020: ny lisitr'ireo mpifaninana

Hafaliana ho anay ny manolotra ny lisitr'ireo voatendry hifaninana ho amin'ny toeran'ny solontenan'ireo vondrompiarahamonina ao anatin'ny filankevipitantanan'ny GV.