Tantara mikasika ny Filankevitra-gv tamin'ny Septambra, 2018
Andao hofantarintsika ny Vaomieram-piarahamonina Global Voices

Miaraha aminay amin'ny fandraisana ny Vaomieram-piarahamonina izay handray anjara amin'ny dingan'ny filankevitra, hifanakalo hevitra sy hanapa-kevitra momba ireo lohahevitra efatra lehibe izay hanampy amin'ny famolavolana ny lalan-koavin'ny GV.