Tantara mikasika ny Fankalazana tamin'ny Septambra, 2018
Fahatsiarovana an'i Boukary

Araho ireo sary navoakan' i Claire izay natao hahatsiarovana ny fiainany sy ny asan'ilay mpikambana ato amin'ny vondrom-piarahamonintsika Itompokolahy Boukary Konate tany an-tanindrazany .