Tantara mikasika ny Fankalazana tamin'ny Febroary, 2018
Fitsangatsanganana Ahitana Fanantenana: Ny Fampiratiana Sary ‘Fanantenana’ 2017 Tany Colombo, Sri Lanka

Nisy ny fampiratiana sary taona 2017 mitondra ny lohateny hoe 'Fanantenana' tao an-drenivohitry ny tanàndehiben'i Colombo, ary manamarika ny faha 70 taona hatramin'ny nahazoan'i Sri Lanka Fahaleovantena izany.