Tantara mikasika ny Filankevitra-GV-2020 tamin'ny Avrily, 2020
Mpifaninana ho solontenan'ny mpiara-miombonantoka ao amin'ny filankevipitantanana GV 2020: Mohamed ElGohary
"Ho ahy, ny fisiako ao anivon'ny filankevipitantanan'ny GV dia fisoloana tena ireo tombontsoa tsara indrindra ananan'ireo mpikambana ao anatin'ilay vondrompiarahamonina, ary izay indrindra no tena tiako hatao. "
Fifidianana ny ho mpitantana ny GV 2020: ny lisitr'ireo mpifaninana
Hafaliana ho anay ny manolotra ny lisitr'ireo voatendry hifaninana ho amin'ny toeran'ny solontenan'ireo vondrompiarahamonina ao anatin'ny filankevipitantanan'ny GV.