Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Mibilaogy Miabo tamin'ny Janoary, 2012

Okraina: Miditra Amin'ny Fanangonam-bola sy Fanentanana Amin'ny Alàlan'ny Aterineto

Ny Elena Pinchuk AINTIAIDS Foundation ao Okraina dia nitondra hevitra feno famoronana mba hanentanana ny fahatsapan-tenan'ny fiaraha-monina Okrainiana amin'ny raharaha mikasika ny VIH/SIDA, toy ny fampitomboana ny fanampiana ny olona miaina miaraka amin'ny VIH/SIDA. Ireto hetsika fanasoavana feno famoronana ireto dia tena mifototra amin'ny aterineto ary misy fiaraha-miombon'antoka amin'ny sampan-draharaha...